MIARAMANONDROALA 2022: Tao-sarintany miisa 48 mampiseho ny fivoaran’ny fitantanana ny ala eto Madagasikara nifaninana tamin’ny “MapChallenge”
Tao-sarintany momba ny fahapotehan’ny ala, ny tebok’afo, ny fivoaran’ny fitantanana ny ala amin’ireo faritra arovana no novokarin’iroe mpandray anjara tamin’ny...















































































