JMJ MADA 10: Afaka manova ny tantara eo amin’ny firenena ny tanora raha mandray andraikitra
Katesizy, fifanankalozana ara-kolontsaina, fanentanana ara-tontolo iainana, lalao isan-karazany ary lalan’ny hazo fijaliana no nameno ny fandaharam-potoanan’ny andro faharoa sy ny...












































































