Notolorana tamin’ny fomba ofisialy ny herinandro lasa teo ny boky “Tolo-tanana ho an’i Madagasikara” navoakan’ny Ray aman-dreny Mijoro.. Fanefitra iray ho entin’ny fiarahamonim-pirenena hanalana an’i Madagasikara ao anatin’ny krizy ity asa soratra ity. Manoloana izany, notolorana maimaim-poana ny boky ireo tomponandraikitra mahefa amin’ny fampandrosoana ny firenena toy ny FFKM, Praiministra, Filohan’ny Antenimierandoholona, CENI…
Voafehy ao anatin’ity boky ity avokoa ny fomba rehetra ahafahana manala ny firenena Malagasy amin’ny fahantrana ary voarakitra ao ihany koa ny hafatra rehetra nataon’ny Ray aman-dreny Mijoro nandritra ny efa-taona nijoroany.
Marihina fa azo jifaina amin’ny vidiny 10.000 Ariary, eny amin’ny trano boky mahazatra ihany koa ny boky “Tolo-tanana ho an’i Madagasikara”.
Georges Raoul liked this on Facebook.
Ony Fy Ralambo liked this on Facebook.
foutaise!
HntRa TLzna Yvette liked this on Facebook.
Laticah Randriamananjara liked this on Facebook.