UCTU-FTAR: Mitsipaka ny fanapaha-kevitry ny CUA ireo ny fikambanana.
Manda ny fanapaha-kevitra lany tamin’ny fivorian’ny tsy ara-potoanan’ny filan-kevitra monisipaly Antananarivo renivohitra ny fikambanan’ny fitateram-bahoaka an-drenivohitra (UCTU) sy ny taxi...















































































