AIFM MADAGASIKARA: Nanolotra lamba firakotra sy akanjo mafana ho an’ny sahirana teny Ambohimanarina
Fanamarihana ny fankalazana fetim-pirenena. Fizarana fanomezana ho an’ireo sahirana avy ao amin’ny FJKM Antanety Fitahiana Ambohimanarina no nanamarihan’ny AIFM Madagasikara...















































































