SENDIKAN’NY ADMINISTRATEUR CIVIL: Nanao fanambarana mba hampilamina ny fifidianana amin’ny 2023
« Mpiasam-bahoaka izahay, ny lalàna no arahinay ». Niverimberina nandritra ny fanambarana nataon'ny Sendikan'ny Administrateur Civil (SYNAD), ny 14 jona 2022 teny...















































































