ADY TANY ENY AMBOHIMANGAKELY: Titra 1809 no niandohan’ny tanin’ny fiangonana katolika kanefa 1802 no amin’ny sarintany nentina nandravana ireo trano
« Sao mba diso isika », hoy ny mpandrindra nasionalin’ny Sehatra iombonana ho an’ny fananantany (SIF), Raparison Eric, nandritra valan-dresaka ho an’ny...















































































