Tsy nisy akory ny fampilazana mialoha amin’ny fampiakarana ny vidin’ny ticket ao amin’ny tsenan’i Mahamasina isaky ny Alakamisy. Hatramin’izay 500 ariary ny ticket kanefa niakatra 1000 Ariary izany. Tampoka tamin’ireo mpivarotra io fampiakarana ary betsaka tamin’izy ireo no mitaraina.
Une exposition retraçant 1 300 ans d’histoire économique de Madagascar se tient à La Cité des Cultures Antaninarenina, du 5...
Read more







































































Lynda Andriatsitonta liked this on Facebook.
Harena Mamiratra Fiharintsoa Samantha liked this on Facebook.