TOAMASINA: Basy kilalao no nentin’ireo jiolahy tratra nangalatra lavanila 262,2 kilao.
Jiolahy folo no tratran’ny polisim-pirenena nandroba tranombarotra iray teto Toamasina. Lavanila 262,2 kilao niampy entana tao an-trano no nangalaran’izy ireo....
Read more



































































