FONDATION TERRA: Mitondra fiovàna eo anivon’ny tokantrano ny Cleaning Challenge
Iray volana katroka no nanomboka ny fifaninanana “Cleaning Challenge”. Ny “efitrano fandraisambahiny” no lohahevitra nisantaran’ny mpifaninana ny lalao. Hiditra amin’ny...












































































