MINISTERAN’NY FITSARANA: Hiezaka hampody ireo volamena 49 kilao sy ireo Malagasy voarohirohy
Mifandray mivantana amin’ny ministeran’ ny fitsarana any Comores ny ministeran’ny fitsarana malagasy momba ny raharaha volamena 49 kilao. Nambaran’ny ministry...












































































