FANANANTANY: Nanantena vahaolana ireo tantsaha sy fokonolona taorian’ny fikaonandoham-pirenena kanefa tsy mbola misy izany hatramin’izao
Velon-taraina ireo fokonolona sy tantsaha ao Mampikony, Soavinandrinaa, Moramanga nanajary ireo tany mbola misoratra amin’ny mpanjanatany taloha (colon). Niakatra teto...















































































