FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA 2023 : Mitaky ny hanaovana dinika ny KMF/ CNOE mialohan’ny hamoahana valim-pifidianana
Ialàna amin’ny herisetra. “Ito fifidianana Filohampirenena ito no nahitana taham-pandraisana anjara ambany indrindra”, hoy ny KMF/CNOE- Fanabeazana olompirenena, nandritra ny...












































































