Lalatiana Rakotondrazafy: Roso ny dia, tsy mipody koa .
Hipoka tanteraka ny kianjan'Antsonjombe tamin'ny fampisehoana nokarakarain'ny fikambanana Freedom tarihin' i Lalatiana Rakotondrazafy, kandida Ben'ny Tanana an'Antananarivo Renivohitra, laharana faha-09...