LA CHARITE DE MADAGASCAR : Nizara arotava sy « gel désinfectant » ho an’ny ankizy sy ny mpitandro filaminana
Fanamarihana ny fetim-pirenena. Mipetraka ho tantara ho an’ny « Association La Charité de Madagascar » ny datin’ny 26 jona 2020. Fizarana arotava...












































































