DIORANO WASH: Manampy ny fanjakana amin’ny tetikasa rano fisotro madio, fahadiovana ary fidiovana.
Nanatanteraka ny fivoriambe isan-taona teny amin’ny Hotel Panorama ny Fikambanana DIORANO WASH nandritra ny roa andro. Fandinihana ny fiainam-bahoaka eo...















































































