MADAGASCAR FASHION WEEK OCEAN INDIEN : Ahitana ireo karazana lamaody fentina amin’ny andro mafana vita malagasy
"Tsy mena-mitaha amin'ny any ivelany ny fahaiza-manaon'ny mpamorona Malagasy", hoy Rakotoson Alexandre, mpikarakara ny hetsika Madagascar Fashion Week Océan Indien...
Read more



































































