CNAPS: Mitaky ny fanendrena faran’izay haingana ny Tale Jeneraly ireo mpampiasa sy mpiasa mpandoa latsakemboka
Iankinan'ny fiainan'ny mpiasa - mpandoa latsakemboka ny fanendrena Tale Jeneraly (DG) vaovao an'ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (CNAPS), araka...
Read more



































































