Lany ho filohan’ny komity ny Fampihavanana Malagasy(CFM) i Maka Alphonse. Raha dimy ny kandida tamin’ny fiodinana voalohany, nifaninana taminy kosa i Olivier Rabe Landry tamin’ny fiodinana faharoa. Nahazo vato 19 tamin’ny 33 ny tenany . “Andrim-panjakana hitandro ny firaisankinam-pirenena ny CFM. Idina eny ifotony mihitsy izahay hampihavana ny Malagasy”, hoy ny filohan’ny CFM sady mpanao gazety tranainy.
Après deux heures de délibération, le jury de la Bourse Yavarhoussen–INHA a distingué trois lauréats ex æquo pour sa sixième...
Read more





































































