Araka ny tatitry ny Filoham-pirenena sy ny mpikambana ao amin’ny governemanta, nisitraka ny tetikasa fampandrosoana avokoa ny faritra manerana ny Nosy ny taona 2016. Anisan’izany ny fanomezana rano fisotro madio, famahana ny olan’ny herinaratra, fanamorana ny famindrana lova, fiadiana amin’ny tsy fandriam-pahalemana… Sahy nijoro vavolombelona tamin’izany ny Solombavambahoaka voafidy tany Beroroha. “Nisy ny ezaka vitan’ny fitondrana”. Nambarany anefa fa mbola mitohy izany asa izany hatramin’izao saingy ao anatin’ny rindra sy lamina fa tsy mirotoroto mba hioty vokatra tsara. “Ny fisandratana mirindra” no tanjona amin’ity taona 2017 ity.
À compter du 12 août 2026, StarTimes diffusera FAMATO, sa première série de production locale, sur la chaîne GASYSTAR. Ce...
Read more





































































