“Tsy vao izao ny fitondram-panjakana ankehitriny no tsy manara-dalana fa efa hatramin’izay”. Am-benty tenin’ny Filoham-pirenena ny hoe: “tany tan-dalana” kanefa toa tsy izany no manjaka eto amintsika, araka ny fahitan’ny mpisolovava Haja RAKOTOSON sy Lucien RABENATOANDRO. Anisan’izany ny fanaovana haza lambo ny Loholona Lylison Réné. Mbola tsy niala akory ny “zo tsy azo enjehana mandritra ny fotoam-pivoriana (immunité parlementaire) dia nivoaka ny didy fampisamborana. Ny fotoana niantsoany hanatanteraka “tanana maty” ve dia lazaina fa fanakorontanana? Rehefa mamaky batsilana ny fisian’ny kolikoly ve dia henjehina? Endrika tsy fanarahan-dalana izany, araka ny fanambaran’ireo mpisolovava roa ireo.
À compter du 12 août 2026, StarTimes diffusera FAMATO, sa première série de production locale, sur la chaîne GASYSTAR. Ce...
Read more







































































Vonjy Haritolotra Randrianasolo liked this on Facebook.
Haingo Rakotonirina liked this on Facebook.