FETIM-PIRENENA 2017: Niaiky ny Filoham-pirenena fa ao anatin’ny fahantrana lalina ny 80% ny Malagasy.
“Ampy izay ny fahantran’ny vahoaka”, hoy ny Filohan’ny Repoblika Malagasy, Hery RAJAONARIMAMPIANINA nandritra ny lahateniny teny Iavoloha. Niaiky ny tenany...
Read more


































































