Tsy nisy akory ny fampilazana mialoha amin’ny fampiakarana ny vidin’ny ticket ao amin’ny tsenan’i Mahamasina isaky ny Alakamisy. Hatramin’izay 500 ariary ny ticket kanefa niakatra 1000 Ariary izany. Tampoka tamin’ireo mpivarotra io fampiakarana ary betsaka tamin’izy ireo no mitaraina.
TSENA ALAKAMISY MAHAMASINA: Niakatra 1000 Ariary ny ticket.
- Categories: ACTUALITE
Related Content
Toamasina II : Des kits solaires distribués après le passage du cyclone GEZANI
by
Lynda ANDRIATSITONTA
24 avril 2026
Internet illimité : Airfiber by Blueline désormais accessible sans engagement
by
Lynda ANDRIATSITONTA
11 avril 2026
Fifidianana ny solontenan’ny mpanao gazety ho mpikambana CENI: Kandida i Rakotonirina Gérard
by
Lynda ANDRIATSITONTA
9 avril 2026
Divertissement à prix réduit : StarTimes dévoile ses offres de Pâques
by
Lynda ANDRIATSITONTA
28 mars 2026
TOLOM-PANAFAHANA 29 MARTSA 1947 : Rafaralahy Paul, niaritra fampijaliana noho ny fitiavan-tanindrazana
by
Lynda ANDRIATSITONTA
27 mars 2026