Pasitera Joseph Radimilahy : hiakatra eo amin’ ny fitondrana i Dr Jean Louis Robinson araka ny faminaniany

Nambaran’ i Pasitera Joseph Radimilahy fa i Dr Jean Louis Robinson no hiakatra eo amin’ ny fitondrana araka ny faminaniany tamin’ ny novambra 2012. Tsy hilamina mihitsy ny firenena mandram-pahatanteraka izany, hoy hatrany izy.