Paositra Malagasy Analakely: tsy misy mahasolo azy

Afaka mifanina amin’ny fivoaran’ny teknolojia ny Paositra Malagasy. Mbola manana anjara eo amin’ ny sehatry ny fifaneraserana, ihany koa, izy ireo, hoy ny Minisitra tompokon’andraikitra. Noho izany dia nisy ny fanavaozana ny toeram-piasana etsy Analakely.