ONG NY FANAHY MAHA-OLONA : Soso-kevitra ho an’ny bèn’ny tanana sy ny fanjakana.

Ny ONG Ny Fanahy Maha-Olona tarihan’i Ny Rado RAFALIMANANA , manao izao soso-kevitra izao ho an’ny bèn’ny tananan’Antananarivo renivohitra sy ny fanjakana hanadiovana ny tanana. Tsara raha manokana andro iray tsy iasana anaovana izany. Ohatra ny 08 Janoary 2016.

Koa hentanintsika:

Raiso fa adidintsika izan fa hadinoy ny faniliana andraikitra. Aleo isika tsy ho variana hoe iza no diso fa handao aloha diovina ny Antananarivontsika. « Mba ho iray ihany isikarehetra ».

Tsy mila vola aman-karena (miliara) izany tompoko fa fitiavan-tanindrazana tsotra fotsiny.
Na ny tenako aty Dubai aza ho avy hanadio raha manaiky ireo Mpiadidy ireo.

Ny Fanahy Maha-Olona, ny hery tsy mahaleo ny fanahy

Ny Rado Rafalimanana