LAMAODY MANDRAVAKA SA MANDRAVA?

Fitafiana, entina manarona ny vatana

Paozy, tsy maintsy  eritreretina isan’andro

Style, samy manana ny mampiavaka azy

Fashion, maneho ny saina tia karokaroka

Lamaody, mandravaka sa mandrava?