Herinandron’ ny vondrona eropeanina: 80 ny fikambanana mandray anjara

Andro natokana ho an’ ny fikambanana ny andro anio ka miisa 80 eo ho eo ireo trano eva ety amin’ ny gara Soarano Analakely.