FITIA BOUTIQUE: Tolotra ho an’ny fetin’ny reny ny « brosse lissante».

150 .000 Ariary monja dia efa mahazo fitaovana fomba fanatsorana volo « brosse  lissante». Raha 200.000 Ariary  ny vidin’ity fitaovana fikirakirana taovolo , hiaka farany ity dia nanome fihenam-bidy goavana ny  Fitia Boutique ho fanomezana fahafaham-po amin’izao fetin’ny reny izao.  Misy karazan’ny maro izy ity ary mirary dia mirary avokoa ny vidiny hatramin’ny sabotsy 27 may 2017 ho avy izao.

Fomba tsotra ahafahana manatsotra volo ny « brosse  lissante». Ilain’ny vehivavy  tia mikolokolo ny volony  izay tsy mila mandeha mankany  amin’ny trano fanaovam-bolo rehefa maikamaika iny. Hoatra an’ireny  mibango volo ireny ihany ny fampiasana azy.

Mampangirana sy ny mitsabo ny volo tapatapaka ny « brosse lissante» noho  izy vita amin’ny « céramique » sy « ionique ».