FITIA Boutique : Fikojakojana ny endrika amam-bika, sahaza ho an’ny rehetra.

Amin’izao ankatoky ny fety izao, manana tolotra manokana  ho an’ny fikarakarany tarehy ny Fitia boutique : ny «lingette » sy ny « masque collagène »  izay manazava eo no  eo  ny tarehy. Manodidina eo amin’ny 5000 Ar eo ny vidiny.

Etsy andaniny, mamaly hatrany ny filan’ny  mpanjifa ihany koa ny Fitia Boutique satria misy ao aminy ihany koa ny « gaine tourmaline géranium ». natao hanena vatana izy ity ary haingana ny fiasany.

Tsy ho diso anjara ihanykoa  ireo izay te hanala ny « tattouage » satri misy « détattouage » ao amin’ny Fitia boutique. Marihina fa natao ho zakan’ny rehetra ny sarany mihoatra ny an’ny hafa.

Manasa anao àry hitsidika ny FITIA boutique ao ambadiky ny firaisana I Analakely fa eo ampitan’ny station d’essence, box 5 na hiantso ny laharana 0343943225 fa efa maro ireo nahazo tombontsoa tao. Ankoatra izany, natoraly avokoa ny « produits » ampiasaina ao amin’ny Fitia boutique.

Lynda A.