SIPA – Tapany faha 2

 Tsy nanao firaisana ara-nofo mihitsy, hono, ry zareo talohan’ny fanambadiany. Dia inona fotsiny izany no nataony tamin’ny mbola mpisipa ? Dia inona no fiantraikan’izany tamin’ny tokantranony ? Ahoana ny hevitr’Andriamanitra amin’izany ? Araho ny fijoroana ho vavolombelon’i Lanto sy Lanto.