Hatramin’ny mpitondra fivavahana, tsy matoky intsony ity fitondrana ankehitriny ity. Efa tsy takona afenina ny kolikoly avo lenta. Manjaka tanteraka ny tsy fangaraharana. Izany no nahatapakevitra an’ny Pasteur Mailhol, mpitarika ny fivavahana Apokalipsy tsy hirotsaka ho kandida filoham-pirenena amin’ny taona 2018 indray. Nambarany fa ho very vola sy fotoana fotsiny raha hilatsaka eo. Manginy fotsiny ny fahadisoam-panantenana. “Efa mitady izay olona apetraka eo ny firenena mikambana. Fombafomba fotsiny io fifidianana io”, hoy izy.
PASTEUR MAILHOL: Tsy hilatsaka ho fidiana amin’ny 2018.
Related Content
Lutte contre les cancers féminins : la Fondation Akbaraly intensifie la prévention à Madagascar
by
Lynda ANDRIATSITONTA
11 mars 2026
FOOTBALL : StarTimes reste le diffuseur exclusif de la Pure Play Football League (PFL)
by
Lynda ANDRIATSITONTA
11 mars 2026
Fankalazana ny 8 martsa: Vehivavy marefo 400 ao Ivato nahazo vatsy
by
Lynda ANDRIATSITONTA
7 mars 2026
Reboisement à Madagascar : MVola mise sur durabilité et expertise technique
by
Lynda ANDRIATSITONTA
1 mars 2026
Valorisation du “Vita malagasy” : l’engagement fort de Claudia Rabetsivoh, nouvelle PCA du FIVMPAMA
by
Lynda ANDRIATSITONTA
1 mars 2026