Fanjifana ny « windows server 2012 R2 »: Maro ireo tombontsoa

Nifarana hatreo ny famokarana ny  « système d’ exploitation windows server 2003 » ka hisy intsony ny « patch ». Tsy midika anefa fa tsy azo ampiasaina intsony ity farany, hoy ny tompon’andraikitra iray ao amin’ny Microsoft Rtoa Carole RAKOTONDRAINIBE. Ho fanatsarana ny vokatra amin’ny fampiasana ny teknolojia no antony izany ka misy ny hiaka farany ho fanampiana ireo orinasa. Nisy ny fampahafantarana  io vokatra vaovao »windows server 2012″ io  teny amin’ny Hotel Carlton izay niarahan’ny Microsoft sy ny « IBT » ary ny « Harell Mallac Technologies » izay mpamatsy ofisialy ity vokatra ity. Ankoatra izany, maro ireo tombotsoa azo avy amin’ny fampiasana azy ity raha tsy hilaza afa-tsy ny « sécurité » sy ny « virtualisation ».

Lynda A.