Tsy misy hahemotra izany ny datim-pifidianana efa voatondro, hoy ny praiministra Christian Ntsay nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny androm-pirenena ho an’ny fanjarian-tsakafo, ny 06 jolay 2018 tao Antsirabe. Nohamafisiny fa ny 07 novambra 2018 ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana filohampirenena. Ny 19 desambra 2018 kosa ny fihodinana faharoa raha misy izany. « Tsy misy ialàna amin’ny krizy afa-tsy ny fifidianana ihany », hoy izy. Noho izany efa daty raikitra ireo datim-pifidianana ireo.Vonona hihaino ny mpiantsehatra rehetra ny governemanta mba hanamafisana ny firosoana amin’ny fifidianana. Tanjona ny hisian’ny fifidianana ao anatin’ny fitoniana lavitry ny fifandrafesana.
DATIM-PIFIDIANANA: « Tsy mihemotra izany »
- Categories: ACTUALITE, Politique
- Tags: ntsay christian
Related Content
Fankalazana ny 8 martsa: Vehivavy marefo 400 ao Ivato nahazo vatsy
by
Lynda ANDRIATSITONTA
7 mars 2026
Reboisement à Madagascar : MVola mise sur durabilité et expertise technique
by
Lynda ANDRIATSITONTA
1 mars 2026
Valorisation du “Vita malagasy” : l’engagement fort de Claudia Rabetsivoh, nouvelle PCA du FIVMPAMA
by
Lynda ANDRIATSITONTA
1 mars 2026
AJE : Deux scientifiques malgaches distingués pour la protection de la biodiversité
by
Lynda ANDRIATSITONTA
21 février 2026
TRAIL D’IBITY : 10 ans de solidarité envers les enfants souffrant de malnutrition
by
Lynda ANDRIATSITONTA
16 février 2026