ROTARY CLUB ANTANANARIVO MAROLOKO: Fizarana “kits scolaires” ho an’ny EPP Antanetibe-Ilafy
Tohin’ny fanampiana natao tamin’ny ray aman-drenin’ny mpianatra. Nizara fanomezana ho an’ireo mpianatry ny EPP Antanetibe-Ilafy nahazo naoty tsara, tamin’ny taom-pianarana...